Créez votre boutique

GRATUITEMENT




PRESENTATION DU SITE
Croix-Rouge Malagasy
CROIX-ROUGE MALAGASY

Vous pouvez aider la Croix-Rouge de Madagascar.

Donnez généreusement !

Votre soutien financier sera transformé rapidement en aide pour les plus vulnérables.

Pour plus d'informations, appeler :
(261) 20 22 221 11
(261) 32 05 221 04


TOUS LES ARTICLES

Accueil

Juillet 2008
Juin 2008
Mai 2008
Avril 2008
Mars 2008

Tous les articles


VISITER D'AUTRES SITES






Croix-Rouge de Madagascar    Contacter la Croix-Rouge de Madagascar :

Croix-Rouge Malagasy
1,rue Patrice Lumumba Tsaralalàna
Antananarivo 101
Madagascar

+261 32 05 221 11
crm@moov.mg

REBOISEMENT DE LA CRM ANALAMANGA
Article du 31/03/2008
Fambolen-kazo : nanao ny adidiny ny CRM Analamanga

Mpikambana sy mpilatsaka an-tsitrapon’ny Croix-Rouge Malagasy (CRM) faritra Analamanga miisa 120 no nifamotoana teny amin’ny kaominina Mahavelona, distrikan’Ankazobe ny zoma 28 marsa lasa teo hanao fambolen-kazo. Tany roa samy hafa no novolena zanakazo tamin’io andro io. Ny iray mirefy 9ha ary ny iray kosa 2ha. Ity farany dia novolena “petite mandarine” miisa 3500 fototra ny sisina mba hamefena azy. Ny tany 9ha kosa dia novolena kininina ny sisiny ary “Atelia Herbert Smifi” ny eny ampovoany. Marihina fa nomen’ny kaominina Mahavelona maimaimpoana hoan’ny CRM Analamanga ireo tany ireo mba hohajariana ka izany indrindra no antony nisafidianana ireo zanakazo ireo. Ny CRM Analamanga moa dia efa manana teknisiana amin’ny fambolena iray miara miasa akaiky aminy. Atsy aorina kely dia hisy tetikasa hafa hotanterahina eo amin’ny ireo tany ireo. Ny manam-pahefana eny an-toerana toy ny sefom-pokontany sy ny ben’ny tanàna dia miara miasa akaiky amin’ny CRM Analamanga ihany koa.


Reboisement: la CRM Analamanga s’y met aussi

120 volontaires et membres de la Croix-Rouge Malagasy (CRM) région Analamanga se sont donnés rendez-vous dans la commune rurale de Mahavelona, district d’Ankazobe, vendredi dernier, pour accomplir leur devoir national de reboisement. La commune de Mahavelona a offert gracieusement deux parcelles de terrain à la CRM Analamanga, 2ha et 9ha. 3500 jeunes plants de Petite mandarine ont été mis en terre pour servir de clôture au terrain de 2ha et des jeunes plants d’Eucalyptus et d’Atelea herbert smifi ont été plantés sur les 9ha. Désormais, ces deux parcelles de terre seront mises en valeur par la CRM Analamanga, en collaboration avec les autorités locales et avec l’aide d’un technicien agricole.













   Retour aux articles   











Annonces  -  Immobilier  -  Voyages  -  Rencontres  -  Sonneries  -  Gifs  -  Crédit  -  Emploi  -  Fleurs  -  Hébergement  -  Discount  -  Casino